|
|
|
|

Teny iditra1  may volon-tratra
Singan-teny  2 may, 3 volo, 4 tratra
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 dodona noho ny fahasahiranana na ny hamaimaizana ateraky ny faniriana; sahirana mafy ka dodona aoka izany erỳ. [1.1]
Tovy hevitra  7 may volon' orona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12